Universitas Scholarium — A Community of Scholars Log In

← Abecedaria Press

Mianatra manoratra

Learning to Write
Evan Millner
Soratanana · Fizarana voalohany

Alohan'ny hanombohantsika dia tsy maintsy mianatra ny fomba fitazonana penina ianao. Amin'ity lesona ity dia hianatra hanoratra abidia tsotra misy litera pirinty ianao. Natao ho an'izay rehetra sahirana mifehy ny penina izy io. Ahantontsika amin'ny tsipika ny litera.

Votoatiny

  1. Lesona 1Ny fomba fitazonana penina
  2. Lesona 2Litera mihantona amin'ny tsipika
  3. Lesona 3Chancery Italic
  4. Lesona 4Ny litera renibe
Universitas Scholarium insignia

Published by Abecedaria Press · Universitas Scholarium